Repoblikan’i Madagasikara

‘Ry Tanindrazanay Malala O’

Ry Tanindraza nay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anaotsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa.

CHORUS:
Tahionao ry Zanahary
’Ty No sindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoan’anao
Ny tena sy fo fanahy anananay ’zay sarobidy
Sy mendrika tokoa.

CHORUS

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahian’ anao,
Ka Ilay Nahary ’zao ton tolo izao no
Fototra ijoroan, ny satanao.

CHORUS


一覧に戻る

[PR]湘南美容外科で働きませんか?:全国19院。医師、看護師ほか募集中